Entrée | doroana (doro) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Ampirehetina, tsoloana afo: Doroy ireto fako ireto [1.1] | |||||||||
To be burned [1.7] | |||||||||
Qu'on brûle, qu'on incendie [1.8] | |||||||||
Exemples | Ny mpikomy izay nomen'ny olona anarana hoe: Menalamba: dia nandroso matetika hiany ny famelezan'ny Vahoaka; tafihiny, ka alain'ny fananany, doroany ny trano, ary vonoiny ny olona; mafy ny manjo ny vahoaka.
[2.59] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |