| Entrée | dorana (dotra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Ampirehetina, asiana amin' ny afo:
Nodoran' ny olona ny tanety Levonina amin' ny afo: Nodorana ny fitafiany fa matin' ny areti-mifindra izy Poretina, terena: Nodoran' ny Fanjakana ny mpifehy ny faritany mba hampanao lalana haingana [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2010/05/14 |
|