Entrée |
-doka
|
Partie du discours | forme morphologique de loka
|
|
Entrée |
doka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanindrahindrana olona amin' ny fiderana azy; robo, fiderana olona, izay kendrena hamalifaliana azy, indraindray omban' ny fanantenana hahazo soa avy aminy: Tia doka loatra io mpitondra io ka manjary fatra-pisolelaka ny olona entiny. [1.1]
|
Explications en anglais | Praise, flattery [1.7]
|
Explications en français | Flatterie [1.8, 1.5]
|
| Adulation [1.8]
|
| Vanterie [1.5]
|
Exemples |
1 | Tanantanam-bazaha feno doka, Nodokain' ilay mpanambaka.
[2.69]
|
2 | Nisy marina koa mantsy ny tenin' izy ireo fa tsy doka fotsiny akory.
[2.643]
|
|
Morphologie |
Simple : |
doka,
dokan',
dokan-,
dokam- |
|
Dérivés |
Analogues |
dokam-barotra ~
mitady doka ~
tia doka |
|
Entrée |
doka
|
Partie du discours | nom
|
/m:hyperonym>
Explications en malgache | Karazan-javamaneno miendrika tehina vita amin' ny volotsangana, saingy olona iray ihany no mitondra azy, dia ny lehilahy mpitarika ny dihy amin' ny lanonan-dehibe toy ny famadihana; atontona anin' ny tany izy mba hidoboka ary asiana korintsana eo an-tendrony [1.1]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
doka
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Taimoro]
Irery, tsy manao inona [1.78]
|
Autres orthographes |
|
Entrée |
doka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fandoahana na fandavahana vato iray mba hahazoana manapoaka azy. [1.1]
|
Dérivés |
|
Entrée |
doka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Tankarana]
Sorte de bambou. [1.19]
|
|