| Entrée | didiko fe lehibe | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | didy, fe, lehy, be | |
| Didy tsy azo valiana na manao ahoana na manao ahoana, tsy firaharahana ny hevitry ny hafa amin' izay atao Teniko fe lehibe, didy boraingona [1.1] | ||
| Synonymes | didy boraingina ~ didy boraingona ~ teniko fe lehibe | |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|