|
|
|
|

Entrée dedaka
Partie du discours adjectif
 Enti-milaza olona te hiseho mahay na te hoderaina, na dia amin' ny zavatra tsy fantany na tsy hainy akory aza; kevoka; be hajejoana: Dedaka erỳ ilay sakaiza nanao tsy an-kitana tamin' ny bisikileta [1.1]
 The crackling of flames
Boasting, bragging, exulting [1.2]
 Agitation, mouvement des flammes
Fig. fanfaron, vantard, qui a de l'ostentation [1.3]
Dérivés 

Entrée dedaka
Partie du discours adjectif
  [Tanosy] Gaga [1.78]

Mis à jour le 2013/09/09