| Entrée | daindaina | |
| Partie du discours | nom | |
| Ilazana ny hafanan' ny masoandro manevokevoka, midanika mafy Anambarana ny feon-javatra izay mikarantsana mampangintsina ny sofina [1.1] | ||
| Sultriness, oppressiveness of heat; an unendurable sound. See gaingaina [1.2] | ||
| Chaleur brûlante du soleil, son assourdissant [1.3] | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2013/09/07 |
|