|
|
|
|

Entrée dainana (daina)
Partie du discours verbe passif
 Kapohina, dabohana mafy, havokavohana: Daino ny vy dieny mafana [1.1]
 To be smitten, to be struck, to be beaten [1.2]
Morphologie 
Présent : dainana, dainako, dainanao, dainany, dainantsika, dainanay, dainanareo, dainan', dainan-, dainam-, daina-
Passé : nodainana, nodainako, nodainanao, nodainany, nodainantsika, nodainanay, nodainanareo, nodainan', nodainan-, nodainam-, nodaina-
Futur : hodainana, hodainako, hodainanao, hodainany, hodainantsika, hodainanay, hodainanareo, hodainan', hodainan-, hodainam-, hodaina-
Impératif : daino

Mis à jour le 2023/01/20