|
|
|
|

Entrée botanaka
Partie du discours adjectif
 Botrabotra sy makadiry ary mirotaka ny kibony
Mivonto na mibontsina. [1.1]
 énorme, boursouflé, ventru [1.3]
Synonymes botinaka
Autres orthographes 

Entrée botanaka
Partie du discours nom
 Biby maintimainty toy ny fandaibe, volovoloina ihany koa saingy tsy mandratra ny lainy. (Mipetaka mivangongo amin' ny vatan-kazo loaka no fahitana ny botanaka, mifanosina matevina eo toy ny taik' omby nafetaka; endasin' ny ankizy eny ambanivohitra asiany menaka ny botanaka, ataony be sira, ka haniny am-pankasitrahana izaitsizy) [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/01/18