Entrée | boredika | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Tenin' olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany ratsy ny teny Teny tsy fantatra, teny baiko. [1.1] | |
Exemples | Manao ahoana anefa izao ny soratr' ialahy fa toa efa mety ihany izato boredika?
[2.643] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2022/04/13 |
![]() |