| Entrée | boraingina | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingina: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao. [1.1] | ||
| Despotique, arbitraire, injuste [1.3] | ||
| Autres orthographes | boraingona | |
| Mis à jour le 2023/08/11 |
|