| Entrée |
birao
(bira)
|
| Partie du discours | impératif du verbe passif biraina
|
|
| Entrée |
birao
|
| Partie du discours | nom
|
| | Latabatra fanoratana [1.62]
|
| Exemples | Indray andro, efa nadiva hifarana ny taom-pianarana, nampiantsoin' ny badirinay tany amin' ny biraony aho.
[2.472]
|
| Morphologie |
| Simple : |
birao,
biraoko,
biraonao,
biraony,
biraontsika,
biraonay,
biraonareo,
biraon',
biraon-,
biraom- |
|
| Origine | Explications en français: bureau.
|
|
| Entrée |
birao
|
| Partie du discours | nom
|
| | Efitra na trano fiasana na fandraharahana [1.62]
|
| Origine | Explications en français: bureau.
|
|
| Entrée |
birao
|
| Partie du discours | nom
|
| | Rantsana miandraikitr ny fitantanana. Eo anivon' ny Antenimiera ohatra, ahitana ny filoha, ny filoha lefitra,
ny mpiraki-tsoratra ary ireo olona misahana ny fandraharahana anatiny izy io. Ho an' ny
fikambanana tsotra kosa dia ahitana ny filoha, ny mpiraki-tsoratra ary ny mpitahiry vola. [1.62]
|
| Origine | Explications en français: bureau.
|
|