| Entrée | binata (bata) | ||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||
| Voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako [1.1] | |||||||
| [passive with infix] [1.2] | |||||||
| Porté, soulevé [1.3] | |||||||
| Exemples | Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko.
[2.643] | ||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Synonymes | voabata | ||||||
| Mis à jour le 2023/02/21 |
|