| Entrée | be mihimpy | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | be, mihimpy | |
| (teny tranainy) Mpandositra na mpandao fonenana tafatambatra, izay mazàna tonga olon-dratsy [1.1] | ||
| Andia-mpanompo nilefa fahizay izay niray dia mba handroba na hangalatra [1.1] | ||
| Nom donné aux esclaves fugitifs et formés en bandes de voleurs [1.3] | ||
| Autres orthographes | be mihimpa | |
| Mis à jour le 2025/01/04 |
|