| Entrée |
be loha
|
| Partie du discours | locution
|
| Mots élémentaires | be,
loha |
| | Enti-milaza olona izay ngeza, makadiry ny lohany Andeha itsy izy, izany be lohako izany: teny entina mandokadoka sy manambitamby zazalahy kely [1.1]
|
|
| Entrée |
beloha
|
| Partie du discours | adjectif
|
| Mots élémentaires | be,
loha |
| | [ loha, head.] Used of a compact body of men, as a battalion of soldiers or a band of robbers
[1.2]
|
|
| Entrée |
beloha
|
| Partie du discours | nom
|
| Mots élémentaires | be,
loha |
| | Karazan' ahitra [1.10]
|
| | The name of an herb. Cyperus elegans, Vahl. [1.2]
|
| | [Merina]
(de be : grosse et
loha : tête)
Cyperus confusus Cherm. (Cyperaceae).
[1.196]
|
| | [Betsileo, Tanala]
(de be : grosse et
loha : tête)
Cabucala plectaneiifolia Pichon (Apocynaceae). Petit arbre à écorces très amères.
[1.196]
|
| Vocabulaire |
|
| Entrée |
Beloha
|
| Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
| | Tanàna ao amin' ny fizarantanin' i Tsihombe, ao amin' ny
Antandroy an-tendrony atsimo. [1.10]
|
| Vocabulaire |
| Coordonnées | -19, 47.5
|
| Toponymie | be,
loha |
|