Entrée | banga | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Afa-nify, afaka: Lahiantitra banga / Ny eo anoloana no banga ny nifindRamatoa io ka maharatsy azy aoka izany Nahafahana, simaka, rombina: Misy banga itỳ tamboho itỳ ka tokony hamboarina. / Tsy misy banga hofenoina ny voalazanao na madilana hotentenana Nisy niala ka tsy ampy: Tsy manaiky aho raha misy banga ny volako, na ariary aza [1.1] | |
Explications en anglais | Having gaps, as hedges, etc.; Having lost teeth, as a person, or a saw, etc.; Wanting some to make up the required or stipulated number. [1.2] | |
Gap; having gaps [1.7] | ||
Explications en français | Brèche où il manque une dent [1.8] | |
Exemples | Ho banga anao ny fiainako, ô famoizana mahantra!
[1.274] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2023/10/24 |
![]() |