Entrée |
baliaka
|
Partie du discours | adjectif
|
| Enti-milaza ny zavatra (maso, voninkazo, vozon' akanjo, masoandro...) izay mivelatra miseho mazava tsara, kanefa raha ny maso no lazaina, dia bary no fampiasa matetika kokoa, ary raha ny vozon' akanjo dia balelaka [1.1]
|
| Same as balelaka, but used also in the following combinations. Also provincial for badiaka. [1.2]
|
| Ouvert, équarquillé, décolleté [1.3]
|
| Mivelatra be [2.643]
|
Exemples |
1 | Ny masony baliaka toa mihantsy sy miteny hoe : Iza re no ho anjarako?
[2.499]
|
2 | Te haniteraka hazavana ao ambadiky ny raho-manify ny fisandratry ny masoandro baliaka.
[2.470]
|
3 | Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona.
[2.643]
|
|
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Entrée |
baliaka
|
Partie du discours | nom
|
| Préparation censée faire repousser les cheveux : « mampaniry volo » d'après Rakoto Ratsimamanga ; Gazety Medikaly 1re année, n°37-38 (août septembre 1976) en langue malgache. [1.196]
|
|