| Entrée | baboina (babo) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Atao sambobelona, atao babo: Tafondro roa no nobaboin' ny fahavalo Robaina, angalarina: Nobaboin' ny jiolahy daholony entant' tao ambany rihana Hosena, alaina ho onitra: Hobaboin' ny fanjakana ny fanan-nany fa namadika tanindrazana izy [1.1] | |||||||||
| To be taken captive [1.2, 1.7] | |||||||||
| To be captured; to be seized, as of goods. [1.2] | |||||||||
| To be seized [1.7] | |||||||||
| Qu'on capture, qu'on confisque, qu'on pille [1.3, 1.8] | |||||||||
| Exemples |
| ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|