Entrée |
babakoto
|
Partie du discours | nom
|
/m:hyperonym>
Explications en malgache | Karazana gidro fohy rambo, iray tarika amin'ny amboanala [1.1]
|
Explications en anglais | The largest species of lemur which, when wounded, the natives say gets leaves, chews them, and puts them on the wound. It has a short tail with white markings. Lichanotus brevicaudatus.
[1.2]
|
| Indri ( Indri indri)
[2.233]
|
Explications en français | Lémurien à courte queue ( Indris brevicaudatus, Geoffroy Saint-Hillaire)
[1.3]
|
| [Tankarana]
Nom d'une espèce de lémurien. [1.19]
|
| Lémurien à courte queue ( Indris brevicauda, Indrisidae)
[1.5]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Indri indri, Indris brevicauda, Indris brevicaudatus, Lichanotus brevicaudatus |
Exemples |
1 | Ampianaro koa ny babakoto ao anaty alan' i Madagaskara
[2.649]
|
2 | Ragidro sy Babakoto izany, hoy Itsima, fa tohizo ny tenin' ise
[2.643]
|
|
Synonymes | ~ |
Tableaux et planches |
|
Citations |
Illustrations |
|
|
Entrée |
babakoto
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanaratsiana, enti-milaza olona tsy misy saina, donendrina:
mangina ilay babakoto itỳ. [1.1]
|
Exemples |
1 | Ilay babakoto itỳ! (Espèce de vaurien!)
[1.5]
|
2 | Tsy mipepo amin' izany izahay, ry Babakoto a!
[1.262]
|
|
|