Entrée | azera (zera) | ||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||
Adaboka, alavo, apotraka: Nazera ilay trano efa nivava fa natahorana sao handratra ny mpandalo Avarina: Azerao any an-kady any ny fatin' io saka io [1.1] | |||||||||||
To be thrown or cast down. [1.7] | |||||||||||
Qu'on jette à terre; avec quoi on bat [1.3, 1.8] | |||||||||||
Exemples | Dia azera ao anaty rano ilay olona tsaraina.
[2.508] | ||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |