Entrée |
avy
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | [Bara]
tonga
[1.78]
|
| Manatona, mandroso ho eo amin' ny tena, tamy: Mitondrà elo fa sao avy ny orana [1.1]
|
Explications en anglais | To come [1.7]
|
Explications en français | Venant, qui vient, arrivant, qui arrive, qui descend de, qui est envoyé par, qui est tiré de, extrait de, qui provient de, qui est originaire de [1.3]
|
| Arriver, venir [1.8]
|
Exemples |
1 | Tsy maninona ny hoaviko!
[2.270]
|
2 | Aiza avy ny naman' ialahy?
[2.4]
|
3 | Fa ikalakely ity kosa avy taiza?
[2.5]
|
4 | Fa ny fianakaviana kosa, tsy misy miantoka ny hoaviny
[1.369]
|
5 | Nefa saika hadino fa izahay anie mbola mpianatra ary manana adidy ny hanomana ny hoavinay tsirairay avy
[2.356]
|
6 | Misisika ny amin'ity saina tia karokaroka ity izahay, satria inoanay fa miankina amin'io ny hoavin'ny tanindrazana
[2.503]
|
|
Morphologie |
Présent : |
avy,
aviko,
avinao,
aviny,
avintsika,
avinay,
avinareo,
avin',
avin-,
avim- |
Futur : |
hoavy,
hoaviko,
hoavinao,
hoaviny,
hoavintsika,
hoavinay,
hoavinareo,
hoavin',
hoavin-,
hoavim- |
Impératif : |
avia |
|
Dérivés |
|
Entrée |
avy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Niavian' ny manavy,
fanaviana
[1.1]
|
Explications en français | Caprice [1.3, 1.196]
|
| Fièvre, mauvaise humeur, caprice [1.3]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
avy,
aviko,
avinao,
aviny,
avintsika,
avinay,
avinareo,
avin',
avin-,
avim- |
|
Dérivés |
|
Entrée |
avy
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Koa: Izany avy ka mahatezitra anao [1.1]
|
|
Entrée |
avy
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Rehetra ary tsirairay: Nomeko paiso dimy avy ny mpianatra; izany hoe ny mpianatra rehetra dia nomeko paiso dimy tsirairay; matetika no ialohan' ny teny hoe "samy" ny matoanteny: Samy nandray ariary zato avy izahay telo lahy [1.1]
|
|
Entrée |
avy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Betsileo]
Ipomoea wightii (Wall.) Choisy (Convolvulaceae).
Jolie plante, mais qui pousse à sa fantaisie.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Ipomoea wightii |
|