| Entrée | avily (vily) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Atodika: Avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato / Avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony Ahodina: Naviliny ny masony mba tsy hahita ahy Atolaka: Havilin' Andriamanitra anie izany loza izany! Afindra, ailika: Aza avilinao atỳ amiko ny ratsy nataonao [1.1] | |||||||||
| To be turned aside from a road or from a direction [1.7] | |||||||||
| Qu'on détourne, qu'on fait dévier, qu'on change de chemin ou de direction [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|