| Entrée | avarina (varina) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Azera, atsingidina, avalangitrika: Tsy tratra navarin' ilay mpangalatra tany ankady ireo entana nangalariny Aidina, aongana: Navarina kilasy ilay miaramila nahavita hadisoana Ampidinina, alefa: Firy ny omby navarinao tany Toamasina [1.1] | |||||||||
| To be thrown down; to be exported [1.7] | |||||||||
| Qu'on précipite ; qu'on exporte [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|