|
|
|
|

Entrée avana
Partie du discours nom
  [Betsimisaraka] antsibenandriamanitra [1.78]
 Zava-miseho indraindray eny amin' ny habakabaka, rehefa misy orana, izay miendrika andohalambo makadiry mipaka amin' ny lanin' ny vodilanitra roa, ary misy loko fito fototry ny loko rehetra: mena, volondaoranjy, vony, maitso, manga, angana ary volomparasy; rehefa misy avana miseho dia fambara fa efa hitsahatra ny orana [1.1]
 The rainbow [1.7]
 Arc-en-ciel [1.3, 1.8]
 Nimbe, lumière, éclat, splendeur [1.3]
Vocabulaire 
Exemples 
1jereo ange iry avana! [2.324]
2Rehefa vita ny famonoana dia latsaka ny erika, ary nisy avana [2.649]
3manana ny lokon'ny avana, na antsibenandriamanitra, tsara tarehy aoka izany. [2.314]
Dérivés 
Synonymes antsibenandriamanitra
Article 

Entrée avana (ava)
Partie du discours verbe passif
 Enti-milaza ny voly izay karakaraina ka ongotana ny ahidratsy maniry eo aminy: Efa tokony havana ity tanimbary itỳ fa be loatra ireo ahidratsy [1.1]
 To be weeded [1.7]
 Qu'on sarcle [1.3, 1.8]
Morphologie 
Présent : avana, avako, avanao, avany, avantsika, avanay, avanareo, avan', avan-, avam-, ava-
Passé : navana, navako, navanao, navany, navantsika, navanay, navanareo, navan', navan-, navam-, nava-
Futur : havana, havako, havanao, havany, havantsika, havanay, havanareo, havan', havan-, havam-, hava-
Impératif : avao

Mis à jour le 2023/10/23