Entrée | atsofoka (tsofoka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Ampidirina: Atsofohy ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very Alentika: Atsofohy ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itỳ hojerena raha sahaza anao Aiditra: Natsofoky ny olona tao an-trano Rakoto mba tsy ho azon' ny mpanenjika azy [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |