| Entrée | atondritra (tondritra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Atodika Atolaka (hadisoana) Enti-milaza ny zaza ampivalanina, izay tanana atao eo anelakelaky ny lohalika roa ka aankina amin' ny tratra ny lohany ary ny tongony kosa somary aingaina kely mba hahamora ny fivalanany: Atondrito io zaza io fa hivalana [1.1] | |||||||||
| à courber, à diriger vers; à rejeter sur [1.3] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Autres orthographes | atondrotra | ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|