Entrée | atombina (tombina) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Apetraka (enti-milaza biby na olona ihany): Atombeno eo amin' ny tsihy ny zanakao dia mandehana manao raharaha; fa tsy fiteny, ohatra, ny hoe: Atombeno eo ambony latabatra ny bokinao Apetraka maka toerana tsara: Natombiny tsara teo amin' ny halana ny sininy dia iny izy nivikiviky nanao kinarinarina Atao mifototra tsara amin' ny: Atombeno amin' ny fianarana ny sainao, fa aza avala hiriorio atsỳ sa arỳ [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |