| Entrée | atidoha | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Mots élémentaires | aty, loha | ||||
| Foiben' ny nerva ao anatin' ny karandohan' ny olombelona sy ny biby lehibebe, itoeran' ny herin' ny saina, ny sitrapo ary ny fandrenesana rehetra. Ny atidoha dia tenan-javatra malemilemy toa mihonankonana mivalombalona ka tanteraka hatrany anatiny ny soritsoritra aminy: fotsy ny ivelany ary vasobasoka ny ao anatiny; betro. [1.1] | |||||
| The brains. [1.2] | |||||
| The brain [1.7] | |||||
| Le cerveau [1.8] | |||||
| Vocabulaire | |||||
| Exemples |
| ||||
| Mis à jour le 2023/05/27 |
|