| Entrée | aterana (atitra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Enti-milaza ny olona omena na itondrana zavatra, fa ilay zavatra omena kosa na entina atao hoe "aterina": Nateranay akoho mifahy ry dadabe tamin' ny fety. (Akoho mifahy no naterinay ho an-dry dadabe tamin' ny fety [1.1] | |||||||||
| Used of the person to whom anything is sent, etc. [1.2] | |||||||||
| A qui on offre, on porte [1.3] | |||||||||
| Exemples | ka efa niamboho Andriamasinavalona : aterana vola, aterana voahangy, aleha ny zanak' andriana rehetra eo mamono ombivolavita, entina hangataka aminy Andriamasinavalona, raha tsy misy ranonorana.
[2.48] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/08/16 |
|