|
|
|
|

Entrée atanina (tanina)
Partie du discours verbe passif
 Atao na atodika amin' ny afo, amin' ny masoandro: Nataniny andro ny volony lena. / Atanino eo anilan' ny afo io akanjonao io fa tsy misy hanaovanao rahampitso [1.1]
 To be heated in the sun or by the fire [1.7]
 Qu'on expose à la chaleur du soleil ou du feu [1.8]
Morphologie 
Présent : atanina, ataniko, ataninao, ataniny, atanintsika, ataninay, ataninareo, atanin', atanin-, atanim-, atani-
Passé : natanina, nataniko, nataninao, nataniny, natanintsika, nataninay, nataninareo, natanin', natanin-, natanim-, natani-
Futur : hatanina, hataniko, hataninao, hataniny, hatanintsika, hataninay, hataninareo, hatanin', hatanin-, hatanim-, hatani-
Impératif : atanino

Mis à jour le 2023/01/20