Entrée | asanda (sanda) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atao sanda, enti-milaza izay omena ho fanampy raha mifanakalo zavatra tsy mitovy vidy: Inona àry no hasandanao raha hatakaloko an' itỳ kiraro vao itỳ iny satrokao efa nanaovana iny? [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |