Entrée | arendrika (rendrika) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Alatsaka ao anaty rano mba ho difotra: Aleo narendrika ilay sambo satria entana halatra no tao anatiny Empoina: Arendrika ny halimo hanaovana lakolosy Atao mitovy tantana: Tokony harendrika ity tokotany ity Taomina, vokisana hikomy: Olona tsotra daholo no narendriny hikomy [1.1] | |||||||||
Melted, to be sunk or wrecked [1.7] | |||||||||
Qu'on coule; qu'on fait couler; qu'on fond; qu'on fait échouer [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |