| Entrée | arahina (araka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany ambavahady izy Atao, tanterahina: Araho izay torohevitra homeny anao Alaina tahaka: Mahagaga ity zaza itỳ fa arahiny izay rehetra ataon-drainy Tandremana: Tsy narahinao ny lalàna ka hosazina ianao Takina: Ny lova tamin' i Dadanay ihany no arahinay fa tsy inona akory [1.1] | |||||||||
| To be followed, to be pursued, to be prosecuted; to be sued for, as debts. [1.2] | |||||||||
| To be followed; to be prosecuted [1.7] | |||||||||
| Qu'on suit, qu'on poursuit [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/08/11 |
|