Entrée | antsoina (antso) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Asaina tonga na manatona amin' ny alalan' ny feo na hofa lamba na fihetsika: Nantsoin-dRakoto ny zanany fa tsy namaly Ehina, vorina: Nantsoina ny fokonolona hihaino kabary Asiana, omena anarana: Rakoto, izay antaoina koa hoe Rainizafy Ampanalaina: Nantsoina ny dokotera fa mafy ny aretina Fidina, tendrena: Nantsoin' ny Filohan' ny Nosy izy hiandraikitra ny fitantanana ny vola [1.1] | |||||||||
[1.2] | |||||||||
To be called [1.7] | |||||||||
Qu'on appelle [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |