Entrée | antsamotady | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Tady voarandrana atao fandefasana vato amelezana: tokony ho roa metatra eo ho eo ny halavany ka eo afovoany, amin' ny fisasahany, izay atao hoe foitr' antsamotady no ametrahana ny vato; ny ilan' ny antsamotady dia atao miforitra a. min' ny ankikely, fa ny tendrony iray kosa izay atao hoe tsapok' antsamotady dia mivaha tsy misy mitana azy mba hahafahan' ilay vato miantoraka amin' izay kendrena hasiana [1.1] | |||||||
A sling for throwing stones [1.7] | |||||||
Fronde [1.8] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Article | Randzavola: antsamotady ao amin' ny Baiboly (=> fiadiana sy fiarovana) | ||||||
Mis à jour le 2022/07/18 |
![]() |