Mots
Dialectes
Racines
Dictionnaires
Illustrations
Page d'accueil
Noms propres
Vocabulaires
Dérivés
Grammaires
Bibliographie
Collaborateurs
Symboles
Parties du discours
Proverbes
Articles
Webliographie
Questions
Anagrammes
Toponymie
Planches et Tables
|
|
|
|
Entrée
ano
me
zana
(
o
me
)
Partie du discours
verbe relatif
Explications en malgache
[
1.1
]
Explications en anglais
[
1.2
]
Explications en français
[
1.3
]
Exemples
1
Amin' io koa no
anomezana
anarana ny zaza.
[
1.437
]
2
Ara-pitondrana no
anomezana
ny karatra ny mpifidy
[
2.114
]
3
ary koa
anomezana
ny havany ny maty, na ny fokonolona nanatitra ny fao-dranomaso
[
2.48
]
4
Trano fampisotroana mangidy no iantsoana ireo toerana
anomezana
ranon-kininina ny ankizy
[
2.117
]
5
Izany no tsy maintsy
anomezana
zezika azy, sy rano handevona ny sakafo ao amin' ny zezika
[
2.332
]
Morphologie
Présent :
anomezana
, anomezako, anomezanao, anomezany, anomezantsika, anomezanay, anomezanareo, anomezan', anomezan-, anomezam-, anomeza-
Passé :
nanomezana, nanomezako, nanomezanao, nanomezany, nanomezantsika, nanomezanay, nanomezanareo, nanomezan', nanomezan-, nanomezam-, nanomeza-
Futur :
hanomezana, hanomezako, hanomezanao, hanomezany, hanomezantsika, hanomezanay, hanomezanareo, hanomezan', hanomezan-, hanomezam-, hanomeza-
Impératif :
ano
me
zo
Autres orthographes
anome
a
zana
[
1.2#462
]
Mis à jour le 2022/10/09