| Entrée | ankororosy (kororosy) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra Fionganana. [1.1] | ||
| Exemples | Izay mahavoa an-tsapaka no iorehana, fa ny ankororosy no ankabeazany.
[1.437] | |
| Synonymes | kororosy | |
| Mis à jour le 2023/01/06 |
|