|
|
|
|

Entrée ankoatra
Partie du discours adverbe [Liste complète]
 Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra / Efa lasa any ankoatra any ilay fiaramanidina [1.1]
 Beyond; over and above [1.7]
 Au-delà de [1.3, 1.8]
Exemples 
1Ka angaha ny tena mba nanana akanjo hafa ankoatry ny fanamiana tily! [2.356]
2Ary na tsy mihaona eto aza, mihaona any ankoatra. [2.499]
Morphologie 
Simple : ankoatra, ankoatry

Mis à jour le 2023/08/16