Entrée | ankina | |
Partie du discours | nom | |
Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy. [1.1] | ||
Hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony [1.13] | ||
[root] [1.2] | ||
Appui, soutien, charge, responsabilité [1.3] | ||
Axiome [1.13] | ||
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2023/06/01 |
![]() |