Entrée | ankany | |
Partie du discours | nom | |
[Sihanaka, Taimoro, Tambahoaka] Fifandirana [1.78] | ||
[Bara] Ady, fifandirana [1.78] | ||
[Betsimisaraka] Fifandirana, fifamaliana [1.78] | ||
[Tanala] Fifandirana, tohika: Kaja be ankany anao fa ny Amerikanina efa avy eñy amin'ny volaña (aza be tohika ianao f'efa tonga eny amin'ny volana ny amerikanina) [1.78] | ||
Dispute, quarrel. See ady. [1.2] | ||
Synonymes | akany | |
Entrée | ankany | |
Partie du discours | nom | |
[Bezanozano] Savoka (tantely) [1.78] | ||
Mis à jour le 2010/05/06 |
![]() |