|
|
|
|

Entrée anjananjana (anjana)
Partie du discours nom ou adjectif
 Halavana, fijoro [1.1]
 Bikana, ranjanana, tomady [2.285]
 Well-formed, noble in mien, of an imposing appearance. [1.2]
 Belle taille, beau port [1.3]
 Qui a une belle taille, un port agréable [1.196]
Exemples hany ka tsy fantatra izay reniny sy ny zanany izy mianaka fa samy anjananjana. [2.285]
Dérivés 
Synonymes anjana

Entrée anjananjana
Partie du discours nom
 Zavamaniry fantatra indrindra amin' ny anarany vazaha hoe quatre épingles, ampiasaina ho fisakanana ny fahamafisan' ny aty rindrin' ny aritera (Cassia alata) [1.1]
  [Betsileo] A plant common in rice-grounds [1.2]
  [Merina, Tanala] Cassia alata L. (Fabaceae) [1.196]
Vocabulaire 
Nom scientifique Cassia alata

Entrée anjananjana
Partie du discours nom
 Hazo lehibe mahatratra 12-15 m ny haavony ary 0,30-0,50 m ny savaivony; fanaovan-trano noho izy mafy sady maharitra (Leptolaena multiflora)
Mitovy hevitra: amaninaombilahy ~ sariFAtra [1.1]
 A hard-wooded tree used in house-building. Leptolaena pauciflora, Baker. [1.2]
  [Tankarana] Nom d'une espèce d'arbre. [1.19]
 Appellation botanique: Leptolaena multiflora [2.612]
  [Betsimisaraka, Bezanozano] Leptolaena multiflora Thouars et Leptolaena pauciflora Baker ainsi que Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae) [1.196]
Vocabulaire 
Nom scientifique Leptolaena multiflora, Leptolaena pauciflora, Rhodolaena bakeriana
Synonymes amaninaombilahy ~ sarifatra

Entrée anjananjana
Partie du discours nom
  [Betsileo] Nom donné à de nombreux arbres et arbustes, notamment : Aeschynomene sensitiva Sw. (Fabaceae) [1.196]
Vocabulaire 
Nom scientifique Aeschynomene sensitiva

Mis à jour le 2024/10/14