| Entrée | anilany (ila) | |
| Partie du discours | adverbe | |
| Akaiky: eo anilan' ny tranonay [1.1] | ||
| à côté, d'un côté [1.3, 1.5] | ||
| Autres orthographes | ankilany | |
| Entrée | anilany | |
| Partie du discours | préposition | |
| Ny anankiray amin' ny zavatra na olona roa tonta (mifamaly amin' ny andaniny: Ny anilany manaiky, ny andaniny anefa mandà [1.1] | ||
| Same as mifanila [1.2] | ||
| Mis à jour le 2025/05/05 |
|