|
|
|
|

Entrée angony (angona)
Partie du discours impératif du verbe passif angonina [Liste complète]
Exemples 
1Angony tsara ny taolako. [1.508]
2Angony eo aloha ny vato alohan' ny hihadiana ny fototra [1.1]
3Dia hoy izy roa lahy sy Rampamelombelona tamin-dRampilomano : "' Ndeha angony ireny taolany ireny! [2.69]

Entrée angony
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] Tubercule comestible. [1.19]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2025/04/17