| Entrée | angidina | |
| Partie du discours | nom | |
| Bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina [1.1] | ||
| A species of dragon-fly. Libellula sp. [1.2] | ||
| A dragonfly [1.7] | ||
| Libellule [1.8] | ||
| Vocabulaire | ||
| Nom scientifique | Libellula | |
| Analogues | ondrindrano | |
| Mis à jour le 2015/12/27 |
|