| Entrée | angalarina (halatra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Enti-milaza zavatr' olona alaina tsy andrariny: Nangalarin' i Koto ny kanetinay [1.1] | |||||||||
| To be stolen, to be taken away. [1.2] | |||||||||
| Exemples | Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony.
[4.27] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/21 |
|