| Entrée | angadona (ngadona) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Entina mitoto, mively [1.1] | |||||||||
| Exemples | Nasain' ilay mpampiasa nijanona tamin' izay izy, fa nobaikoiny kosa hitehana angadona mandritra ny adiny iray.
[2.472] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/21 |
|