| Entrée | anava (ava) | |
| Partie du discours | nom | |
| [Betsimisaraka] Ambany amin'ny rano [1.78] | ||
| [Sihanaka] Any amin'ny alehan'ny rano [1.78] | ||
| Ilazana ny mivalana avy eo amin'ny toerana iray [1.13] | ||
| En aval [1.13] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Ny tarika faharoa dia nidina ny sahan'i Sambirano, nijanona kely tao Sambirano anava dia niampita nankany Nosy Komba sy Nosy Be.
[2.508] | |
| Antonymes | anadrea | |
| Analogues | fivalanana | |
| Mis à jour le 2023/10/19 |
|