| Entrée | anatrehana (atrika) | ||||||||
| Partie du discours | adverbe | ||||||||
| Synonymes régionaux | aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky | ||||||||
| Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo anoloana, izany hoe mifanandrify akaiky: Tsy nanan-kavaly izy teo anatrehan' ny mpitsara azy [1.1] | |||||||||
| Before, in the presence of [1.2] | |||||||||
| En face, en présence, devant [1.3] | |||||||||
| Devant [1.5] | |||||||||
| Exemples |
| ||||||||
| Entrée | anatrehana (atrika) | ||||||||
| Partie du discours | verbe relatif | ||||||||
| [1.2] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2021/11/22 |
|