| Entrée | anarina (anatra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Omena torohevitra, atoro: Tsy laitra anarina io zaza io fa mafy loha Fitenenana: Raha anarin-tsy zaka, ny tsetsetrano an' olona, fa ny tsitsitra no an' ny tena: fitenenana misy tsilalaon-teny enti-milaza fa ny ankizy tsy laitra anarina dia mampitsetsetra ny mpitazana fa mety hahafaty ny tena kosa. / Anarin-tsy zaka, ka voa vao manao hoe "Nankaiza ny tanteliko teto"?: ireo tsy laitra anarina dia mbola ho voa ka amin' izay vao hanenina bevava [1.1] | |||||||||
| To be advised, to be admonished [1.7] | |||||||||
| Qu'on conseille qu'on réprimande [1.8] | |||||||||
| Exemples | Raha ny manan-dray no anarina, ny kamboty no mahazo aloha.
[2.69] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | añarina | ||||||||
| Partie du discours | nom | ||||||||
| [Taimoro] Sanga, tampony, tendrony [1.78] | |||||||||
| Mis à jour le 2023/01/21 |
|