|
|
|
|

Entrée anamalaho
Partie du discours nom
Mots élémentaires anana, malaho
Explications en malgache Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo
Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces)
Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy [1.1]
Explications en anglais Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe, anamalahokely, etc. [1.2]
 A strong aromatic leafy vegetable [1.7]
Explications en français Herbe potagère au goût aromatique amer [1.8]
Vocabulaire 
Nom scientifique Spilanthes oleraces
Exemples 
1Ary ny Anamalaho sy ny Ambiaty koa dia toa tsy misy fitoviany akory raha araka ny fijerintsika azy, nefa miray toko izy roa. [1.357]
2Tsy nisy nataotao foana ny zavatry ny fiainana fahiny, ary nankatoavina, ka nanjary anamalaho sy havozo teo amin' ny fiainana [2.245]

Mis à jour le 2024/08/13