| Entrée | ampoka | ||
| Partie du discours | adjectif | ||
| Feno, vonto, boboka: Sponjy ampo-drano Feno, henika: Ho ampoky ny soa anie ianao [1.1] | |||
| Feno tanteraka [1.13] | |||
| Soaked, wet. See lona, lena, mando. [1.2] | |||
| Saturé [1.13] | |||
| Morphologie |
| ||
| Dérivés |
| ||
| Entrée | ampoka | ||
| Partie du discours | nom | ||
| Lalao kanety ka ilay kanety iadiana iny ihany no atao loka [1.1] | |||
| Vocabulaire | |||
| Mis à jour le 2023/08/11 |
|